Filazalazana momba ny famantarana
Manome

Mahazoa eBook maimaim-poana

Atombohy amin'ny eBook maimaim-poana rehefa misoratra anarana amin'ny gazetinay ianao ary manomboka ny fanangonana Derek Prince anao.

Fampianarana Baiboly maimaim-poana
Logo
Logo
An-tranoMianatraFivarotanaVaovaoFitorianaMombaManome

Zon'ny mpamorona © 2026 Asa Fanompoana Derek Prince. Zo rehetra voatokana

MifandraisaNy fiainana manokanaZon'ny mpamoronaFahazoan-dalanaSarintanin'ny toerana
Ny Fandaharan'Andriamanitra ho amin'ny Fahamatorana | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

Loharano nasongadina

Loharano vaovao nasongadina isan'andro

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Taratasim-pampianarana

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Fototry ny Finoana
Vavaka & Fifadian-kanina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Afrikaans

Deutsch

Ελληνικά

Bahasa Indonesia

Malagasy

Português (pt-br)

Русский

Kiswahili

தமிழ்

Français
Misy feo
Español

Tiếng Việt

Shona
Lahatsoratra Azo Alaina

NASONGADINA

Loharano Mirona

Ny fampianarana faobe dia misy fiantraikany ankehitriny

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

Taratasim-pampianarana

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

Ady Ara-panahy
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Italiano
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Taratasim-pampianarana

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

Fanahy Masina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Bahasa Indonesia
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Taratasim-pampianarana

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

Fanahy Masina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Taratasim-pampianarana

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
한국어

Nederlands
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

Taratasim-pampianarana

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

Fototry ny Finoana
Fanompoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ελληνικά
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Taratasim-pampianarana

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
Ady Ara-panahy
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ikinyarwanda
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Taratasim-pampianarana

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Fototry ny Finoana
Vavaka & Fifadian-kanina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Afrikaans
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ελληνικά
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Bahasa Indonesia
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Kiswahili
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
தமிழ்
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy feo
Español
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Shona
Lahatsoratra Azo Alaina

NASONGADINA

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Taratasim-pampianarana

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

Fanahy Masina
Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
हिन्दी

Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Taratasim-pampianarana

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Español
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
ខ្មែរ

Norsk
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Taratasim-pampianarana

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

Fotoana Farany
Jesus
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Italiano
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
ខ្មែរ
Lahatsoratra Azo Alaina
Français
Lahatsoratra Azo Alaina
Ny Fandaharan'Andriamanitra ho amin'ny Fahamatorana
Trano
Loharanon-karena
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Ny Fandaharan'Andriamanitra ho amin'ny Fahamatorana

Ny Fandaharan'Andriamanitra ho amin'ny Fahamatorana

Derek Prince
November 8

Derek Prince

Mamindra

Published: 2008

Last Updated: November 2026

Read Time: 2

Ny Fiangonana
Fototry ny Finoana

Manana fandaharana voafaritra tsara Andriamanitra mba hiarovana ny mpino tsy ho ampitambolimbolenin'ny rivotry ny fampianarana rehetra, ary hitondrana azy ireo ho amin'ny fahamatorana ara-panahy feno. Ianaro ny antony maha-fanalahidy tena ilaina amin'ny fitomboanao ao amin'ny Tompo ny fidirana eo ambany fifehezan'ireo fanompoana araka an'Andriamanitra sy ny maha-ampahany amin'ny vatan'ny mpino anao.

Ao amin’ny fandaharan’Andriamanitra, dia misy fepetra roa lehibe mba ahatongavana amin’ny fahamatorana. Voalohany, dia tsy maintsy tonga eo ambany fifehezan’ny asa fanompoana nomen’Andriamanitra nosoratan’i Paoly ao amin’ny Efesiana 4:11 isika:

  • Apostoly,
  • Mpaminany,
  • Evanjelista,
  • Mpiandry, ary,
  • Mpampianatra.

Raha tsy misy ny fifehezana, ny fandrindrana, ary ny toromarik’izy ireo, dia tsy hitako izay hahatonga ny vahoakan’Andriamanitra ho matotra. Tsy mba nanao famatsiana tsy zava-dehibe mihitsy i Jesosy Kristy, ary tsy manavaka izany. Mino aho fa tena ilaina izany. Ny fepetra faharoa dia ny tsy tokony hijanonana ho olona mitoka-monina; fa, tsy maintsy ho anisan’ny mitambatra amin’ny finoana mitombo.

Avy eo, tao amin’io andalan-teny io ihany, i Paoly dia nilaza fomba hafa mampanontany tena. Raha tsy manaraka ny fandaharan’Andriamanitra amin’ny fahamatorana isika, dia izao no ho vokany:

“Mba tsy ho zaza intsony isika, ka ahilangilana sy ampitambolimbolenin’ny rivotry ny fampianarana samy hafa rehetra amin’ny saim-petsy ataon’ny olona sy ny fihendreny hahatanteraka ny hevitry ny famitahana.” (Efesiana 4:14). Raha tsy tonga eo ambanin’ireo asa fanompoana dimy ireo isika — raha tsy tonga anisan’ny tena ary manaiky izany fifehezana araka ny Soratra Masina izany isika — dia, mbola zaza ihany, araka ny voalazan’i Paoly. Isika dia “hitopatopa ..., ka tsofin’ny rivotry ny fampianarana rehetra sy ny hafetsen’ny olona amin’ny teti-dratsiny”. Mahafantatra mpino maro be aho, mifanandrify amin'io famaritana io. Isan-taona, dia manana lamaody vaovao izy ireo, foto-pampianarana vaovao, ary matetika mpampianatra vaovao hanome sy hampaharitra ilay lamaody. Tsy maintsy tonga eo ambany fifehezan’ny fanompoana araka an’Andriamanitra, sy miorina amin’ny Soratra Masina isika. Tokony ho anisan’ny fitambaran’ny tenan’ny mpino koa isika. Izay ihany no lalana mankany amin'ny fahamatorana.

Ahoana ianao? Eo ambany fifehezana ve ianao? Anisan'ny vatana ve ianao? Mandroso ho amin'ny fahamatorana ve ianao?

Prayer Response

Misaotra Anao, Tompo ô, fa Ianao no nitarika ahy handroso. Manambara aho fa tonga eo ambany fifehezana mba ho isan’ny vatana mitombo, satria te handroso ho amin’ny fahamatorana aho. Hiroso amin'ny fahamatorana aho,amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

Misintona Maimaimpoana

Ity fampaherezam-panahy ity dia azo alaina ho sintonina, atao pirinty ary zaraina ho an'ny fampiasana manokana na am-piangonana.

Misintona PDF

Teny Miafina: WD-B097-312-MLG

Fanomezana
Omeo