Filazalazana momba ny famantarana
Manome

Mahazoa eBook maimaim-poana

Atombohy amin'ny eBook maimaim-poana rehefa misoratra anarana amin'ny gazetinay ianao ary manomboka ny fanangonana Derek Prince anao.

Fampianarana Baiboly maimaim-poana
Logo
Logo
An-tranoMianatraFivarotanaVaovaoFitorianaMombaManome

Zon'ny mpamorona © 2026 Asa Fanompoana Derek Prince. Zo rehetra voatokana

MifandraisaNy fiainana manokanaZon'ny mpamoronaFahazoan-dalanaSarintanin'ny toerana
Avia Amin'ny Fahasahiana | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

Loharano nasongadina

Loharano vaovao nasongadina isan'andro

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Taratasim-pampianarana

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Fototry ny Finoana
Vavaka & Fifadian-kanina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Afrikaans

Deutsch

Ελληνικά

Bahasa Indonesia

Malagasy

Português (pt-br)

Русский

Kiswahili

தமிழ்

Français
Misy feo
Español

Tiếng Việt

Shona
Lahatsoratra Azo Alaina

NASONGADINA

Loharano Mirona

Ny fampianarana faobe dia misy fiantraikany ankehitriny

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

Taratasim-pampianarana

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

Ady Ara-panahy
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Italiano
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Taratasim-pampianarana

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

Fanahy Masina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Bahasa Indonesia
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Taratasim-pampianarana

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

Fanahy Masina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Taratasim-pampianarana

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
한국어

Nederlands
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

Taratasim-pampianarana

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

Fototry ny Finoana
Fanompoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ελληνικά
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Taratasim-pampianarana

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
Ady Ara-panahy
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ikinyarwanda
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Taratasim-pampianarana

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Fototry ny Finoana
Vavaka & Fifadian-kanina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Afrikaans
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ελληνικά
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Bahasa Indonesia
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Kiswahili
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
தமிழ்
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy feo
Español
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Shona
Lahatsoratra Azo Alaina

NASONGADINA

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Taratasim-pampianarana

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

Fanahy Masina
Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
हिन्दी

Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Taratasim-pampianarana

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Español
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
ខ្មែរ

Norsk
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Taratasim-pampianarana

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

Fotoana Farany
Jesus
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Italiano
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
ខ្មែរ
Lahatsoratra Azo Alaina
Français
Lahatsoratra Azo Alaina
Avia Amin'ny Fahasahiana
Trano
Loharanon-karena
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Avia Amin'ny Fahasahiana

Avia Amin'ny Fahasahiana

Derek Prince
November 1

Derek Prince

Mamindra

Published: 2008

Last Updated: November 2026

Read Time: 2

Vavaka & Fifadian-kanina
Jesus

Ny fanamelohana dia mety ho fahavalo lehibe indrindra amin’ny vavaka voavaly, saingy Andriamanitra dia nanomana lalana be voninahitra ho anao mba hanatonanao Azy. Manatona amim-pahasahiana ny seza fiandrianan’ny fahasoavana, tsy amin’ny alalan’ny fahamendrehanao manokana, fa amin’ny alalan’ny ràn’i Jesosy Kristy izay manadio.

Manatona amim-pahasahiana ny seza fiandrianan'Andriamanitra isika satria seza fiandrianan'ny fahasoavana izany. Tsy avy amin’ny fahamendrehantsika no nahatongavantsika, fa avy amin’ny anaran’i Jesosy, amin’ny fiderana sy fisaorana, tsy misy fanamelohana. Tonga amin’ny fahasahiana isika satria nasain’Andriamanitra ho avy. Nanoratra toy izao ny mpanoratra ny Hebreo:

“Koa amin’izany [‘fahasahiana’,] ry rahalahy, satria manana fahatokiana hiditra ao amin’ny fitoerana masina isika noho ny ran’i Jesosy.” (Hebreo 10:19)

Rehefa mivavaka amin'Andriamanitra isika, dia tsy tokony hanatona Azy amin'ny fanamelohana. Ny fanamelohana dia iray amin'ireo fahavalo lehibe indrindran’ny valim-bavaka. Ary ny fototry ny fanamelohana dia ny fitadiavana ny fanamarinan-tena. Raha tsampantsika fa tsy maintsy manamarina ny tenantsika isika, dia tsy hanao izany mihitsy amin’ny fahafaham-pontsika isika. Tsy maintsy ho avy ny fotoana izay hanaisorantsika ny ezaka rehetra hanamarinana ny tenantsika hiteny tsotra hoe,“Izaho dia mandray amin’ny finoana ny fahamarinan’i Jesosy Kristy, izay nisaina tamiko tamin’ny finoako Azy, mifanaraka amin’ny Tenin’Andriamanitra. Tsy hanandratra ny asa soa ataoko aho na ho menatra noho ny ratsy nataoko. Hanaantona amin'ny fahasahiana aho fa seza fiandrianan'ny fahasoavana izany. Tsy handini-tena na hamakafaka ny foko foana aho mba hamaritana raha mahay aho. Hatoky an’Andriamanitra aho fa ny ran’i Jesosy no nanadio ahy tamin’ny ota rehetra. Ary ho any amin’ny seza fiandrianana amin’ny fahasahiana aho, dia ao amin’ny Masina indrindra.” Fomba fidirana be voninahitra izany.

“Aoka isika hanatona amin’ny fo marina”, hoy ny Soratra Masina, “amin’ny fahatokiana be avy amin’ny finoana, manana fo voadio ho afaka amin’ny fieritreretana ratsy sy tena voasasa tamin’ny rano madio.” (Hebreo 10:22). Ny fieritreretana ratsy dia hanakana antsika tsy hanao vavaka mahomby. Tsy maintsy mamela ny ran’i Jesosy hapetraka ao am-pontsika isika ary mandray amin’ny fahatokiana tanteraka ny hoe voavela heloka — voadio noho ny nataon’i Jesosy — ary avy eo dia manatona amim-pahasahiana eo anatrehan’Andriamanitra Tsitoha.

Prayer Response

Misaotra Anao, Tompo ô, fa afaka manatona Anao amim-pahasahiana aho. Manambara aho fa ny ran’i Jesosy no nanadio ahy tamin’ny ota rehetra, ary manatona ny seza fiandrianana amim-pahasahiana aho, dia ao amin’ny fitoerana masina indrindra. Hanatona ny seza fiandrianan'ny fahasoavana aho, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

Misintona Maimaimpoana

Ity fampaherezam-panahy ity dia azo alaina ho sintonina, atao pirinty ary zaraina ho an'ny fampiasana manokana na am-piangonana.

Misintona PDF

Teny Miafina: WD-B097-305-MLG

Fanomezana
Omeo