Filazalazana momba ny famantarana
Manome

Mahazoa eBook maimaim-poana

Atombohy amin'ny eBook maimaim-poana rehefa misoratra anarana amin'ny gazetinay ianao ary manomboka ny fanangonana Derek Prince anao.

Fampianarana Baiboly maimaim-poana
Logo
Logo
An-tranoMianatraFivarotanaVaovaoFitorianaMombaManome

Zon'ny mpamorona © 2026 Asa Fanompoana Derek Prince. Zo rehetra voatokana

MifandraisaNy fiainana manokanaZon'ny mpamoronaFahazoan-dalanaSarintanin'ny toerana
Mivavaha ho an'ny Fiadanana ao Jerosalema | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

Loharano Mirona

Ny fampianarana faobe dia misy fiantraikany ankehitriny

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

Taratasim-pampianarana

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

Ady Ara-panahy
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch

Français

Italiano

Malagasy

Português (pt-br)

Tiếng Việt
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Taratasim-pampianarana

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

Fanahy Masina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Bahasa Indonesia
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Taratasim-pampianarana

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

Fanahy Masina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский

Português
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Taratasim-pampianarana

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
한국어

Nederlands
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

Taratasim-pampianarana

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

Fototry ny Finoana
Fanompoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ελληνικά
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Taratasim-pampianarana

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
Ady Ara-panahy
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ikinyarwanda
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Taratasim-pampianarana

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Fototry ny Finoana
Vavaka & Fifadian-kanina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Afrikaans

Kiswahili

தமிழ்
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy feo
Español

Shona
Lahatsoratra Azo Alaina

NASONGADINA

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Taratasim-pampianarana

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

Fanahy Masina
Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
हिन्दी

Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Taratasim-pampianarana

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Español
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
ខ្មែរ

Norsk
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Taratasim-pampianarana

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

Fotoana Farany
Jesus
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Italiano
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
ខ្មែរ
Lahatsoratra Azo Alaina
Français
Lahatsoratra Azo Alaina

Loharano nasongadina

Loharano vaovao nasongadina isan'andro

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Taratasim-pampianarana

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Fototry ny Finoana
Vavaka & Fifadian-kanina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Afrikaans
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ελληνικά
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Bahasa Indonesia
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Kiswahili
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
தமிழ்
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy feo
Español
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Shona
Lahatsoratra Azo Alaina

NASONGADINA

Mivavaha ho an'ny Fiadanana ao Jerosalema
Trano
Loharanon-karena
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Mivavaha ho an'ny Fiadanana ao Jerosalema

Mivavaha ho an'ny Fiadanana ao Jerosalema

Derek Prince
October 1

Derek Prince

Mamindra

Published: 2008

Last Updated: November 2026

Read Time: 2

Isiraely
Vavaka & Fifadian-kanina

Ny lahatry ny firenena tsirairay dia miankina amin'ny fomba fandraisany ny fikasan'Andriamanitra ho an'i Isiraely. Misy teny fikasana mahafinaritra ao amin'ny Soratra Masina ho an'ireo izay mifanaraka Aminy sy mivavaka ho an'ny fiadanan'i Jerosalema.

Ao amin’ny Genesisy 12:2–3, dia mamaky ny fampanantenan’Andriamanitra tany am-boalohany tamin’i Abrahama isika rehefa Izy nilaza taminy mba handao an’i Oran’ny Kaldeana izy ka hankany amin’ny tany hafa:

“Dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao; ary ho fitahiana tokoa hianao; ary hitahy izay manisy soa anao Aho, fa hanozona izay manozona anao; ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin'ny tany.”

Ny vahoaka Jiosy no vato fehizoro hitsarana ny firenena hafa rehetra. Manome fampitandremana momba izany ny Soratra Masina:

"Aoka ho menatra sy hiamboho Izay rehetra mandrafy an’i Ziona" (Salamo 129:5)

Na izan’iza manohitra ny fikasan'Andriamanitra momba ny famerenana amin'ny laoniny an'i Ziona dia ho menatra sy hihemotra. Ny firenena no mamaritra ny hoaviny amin’ny alalan’izay havaliny manoloana ny famerenana amin’ny laoniny ny vahoakan’Andriamanitra.

Misy teny fikasana tsara sy fampanantenana mahazatra ny amin’ny fitahiana ho an’ireo izay mampifanaraka ny tenany amin’ny fikasan’Andriamanitra momba an’i Jerosalema, Isiraely, ary ny vahoakan’Andriamanitra hita ao amin’ny Salamo 122:6:

“Mangataha fiadanana ho an’i Jerosalema: Hambinina anie izay tia anao.”

Tsy afaka manao toe-tsaina tsy mitanila isika ary milaza hoe: “Andao hojeren-tsika izay hitranga.” Tsy maintsy mazoto mampifanaraka ny tenantsika amin’izay lazain’Andriamanitra ao amin’ny Teniny sy izay Ataony eo amin’ny tantara isika.

Ny fomba voalohany ahafahantsika manao izany dia amin'ny alalan'ny vavaka. Afaka mivavaka ho an’ny fiadanan’i Jerosalema sy ny hamerenana azy amin’ny laoniny isika — mba hahatonga an’i Jerosalema ho amin’izay rehetra nambaran’Andriamanitra ao amin’ny Soratra Masina izay tokony maha izy azy. Ho an’ireo izay mivavaka sy miahiahy, dia izao no fampanantenana: “Hambinina izay tia Anao.”

Prayer Response

Misaotra Anao, Tompo ô, noho ny amin’ny fitahiana Nampanantenainao ho an’ireo izay tia an’i Isiraely. Manambara aho fa hambinina ireo izay mivavaka sy miahy an'i Jerosalema. Mivavaka ho an'ny fiadanan'i Jerosalema aho: "Hambinina anie izay tia anao", amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

Misintona Maimaimpoana

Ity fampaherezam-panahy ity dia azo alaina ho sintonina, atao pirinty ary zaraina ho an'ny fampiasana manokana na am-piangonana.

Misintona PDF

Teny Miafina: WD-B097-274-MLG

Fanomezana
Omeo