Filazalazana momba ny famantarana
Manome

Mahazoa eBook maimaim-poana

Atombohy amin'ny eBook maimaim-poana rehefa misoratra anarana amin'ny gazetinay ianao ary manomboka ny fanangonana Derek Prince anao.

Fampianarana Baiboly maimaim-poana
Logo
Logo
An-tranoMianatraFivarotanaVaovaoFitorianaMombaManome

Zon'ny mpamorona © 2026 Asa Fanompoana Derek Prince. Zo rehetra voatokana

MifandraisaNy fiainana manokanaZon'ny mpamoronaFahazoan-dalanaSarintanin'ny toerana
Mpiara-miasa Manan-tsaina amin'Andriamanitra | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

Loharano nasongadina

Loharano vaovao nasongadina isan'andro

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Taratasim-pampianarana

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Fototry ny Finoana
Vavaka & Fifadian-kanina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Afrikaans

Deutsch

Ελληνικά

Bahasa Indonesia

Malagasy

Português (pt-br)

Русский

Kiswahili

தமிழ்

Français
Misy feo
Español

Tiếng Việt

Shona
Lahatsoratra Azo Alaina

NASONGADINA

Loharano Mirona

Ny fampianarana faobe dia misy fiantraikany ankehitriny

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

Taratasim-pampianarana

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

Ady Ara-panahy
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Italiano
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Taratasim-pampianarana

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

Fanahy Masina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Bahasa Indonesia
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Taratasim-pampianarana

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

Fanahy Masina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Taratasim-pampianarana

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
한국어

Nederlands
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

Taratasim-pampianarana

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

Fototry ny Finoana
Fanompoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ελληνικά
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Taratasim-pampianarana

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
Ady Ara-panahy
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ikinyarwanda
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Taratasim-pampianarana

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Fototry ny Finoana
Vavaka & Fifadian-kanina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Afrikaans
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ελληνικά
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Bahasa Indonesia
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Kiswahili
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
தமிழ்
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy feo
Español
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Shona
Lahatsoratra Azo Alaina

NASONGADINA

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Taratasim-pampianarana

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

Fanahy Masina
Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
हिन्दी

Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Taratasim-pampianarana

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Español
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
ខ្មែរ

Norsk
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Taratasim-pampianarana

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

Fotoana Farany
Jesus
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Italiano
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
ខ្មែរ
Lahatsoratra Azo Alaina
Français
Lahatsoratra Azo Alaina
Mpiara-miasa Manan-tsaina amin'Andriamanitra
Trano
Loharanon-karena
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Mpiara-miasa Manan-tsaina amin'Andriamanitra

Mpiara-miasa Manan-tsaina amin'Andriamanitra

Derek Prince
June 24

Derek Prince

Mamindra

Published: 2008

Last Updated: November 2026

Read Time: 2

Fototry ny Finoana

Nomen’i Adama anarana ny biby tamin’ny alalan’ny fahalalana nomen’Andriamanitra azy, izay mampiseho ny antson’ny olombelona ho amin’ny fiaraha-miasa fa tsy ho amin’ny fanandevozana. Miantso ny mpanaradia Azy ho namana i Jesosy ary mampahafantatra ny sitrapon’ny Ray, ka manasa antsika ho amin’ny fankatoavana amim-pahatokiana izay ambaran’Andriamanitra.

I Adama, ilay lehilahy voalohany, dia tsy andevo, fa satria nantsoin’Andriamanitra ho mpiara-miasa manan-tsaina izy. Rehefa tian’Andriamanitra hotononina ny anaran’ireo biby, dia hoy Izy hoe, “Ry Adama, mankanesa atỳ ka jereo ireto biby ireto. Lazao Ahy izay heverinao fa tokony hiantsoana azy ireo.” Amin’ny Hebreo, ny anarana dia manondro foana ny momban’ny olona iray. Noho izany, tamin’ny fanomezana anarana ireo biby, dia tsy maintsy takatr’i Adama ny toetran’ireo sy ny fifandraisan’izy ireo tsirairay. Na inona na inona niantsoan’i Adama ny biby, dia izany no anarany. Tsy nomen’Andriamanitra anarana ny biby; Nasainy nanao izany i Adama. Nomen’Andriamanitra an’i Adama anefa ny fahiratan-tsaina sy ny fahendrena nilainy mba hamitana ilay asa. Toy izany koa, amin’ny fifandraisantsika vaovao amin’Andriamanitra ao amin’i Jesosy Kristy, dia tsy andevo isika; fa, isika kosa dia mpiara-miasa manan-tsaina amin’Andriamanitra.

Jaona 15:15 dia fanambarana mahagaga:

"Tsy hataoko hoe mpanompo intsony hianareo, fa ny mpanompo tsy mahalala izay ataon'ny tompony; fa efa nataoko hoe sakaiza hianareo, satria izay rehetra reko tamin'ny Raiko no nambarako taminareo.”

Tsy nitana na inona na inona i Jesosy. Raha misy zavatra tsy fantatsika, dia noho isika tsy naka tombony hampahalala ny tenantsika tamin’izay nambara. Fa ny tena olana dia tonga amin'ny fanaovana izay efa fantatsika. Nanao izay rehetra nasehon’ny Ray Azy Jesosy; raha manao toy izany koa isika, dia hisy fanambarana mitovy amin'izany ho azontsika.

Prayer Response

Misaotra Anao, Jesosy ô, fa nanavotra ahy Ianao. Manambara aho fa te hanararaotra izay rehetra ambaran’ny Tompo aho, ary hanaraka izay efa fantatro. Manambara aho fa sakaizan'i Kristy aho, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

Misintona Maimaimpoana

Ity fampaherezam-panahy ity dia azo alaina ho sintonina, atao pirinty ary zaraina ho an'ny fampiasana manokana na am-piangonana.

Misintona PDF

Teny Miafina: WD-B097-175-MLG

Fanomezana
Omeo