Filazalazana momba ny famantarana
Manome

Mahazoa eBook maimaim-poana

Atombohy amin'ny eBook maimaim-poana rehefa misoratra anarana amin'ny gazetinay ianao ary manomboka ny fanangonana Derek Prince anao.

Fampianarana Baiboly maimaim-poana
Logo
Logo
An-tranoMianatraFivarotanaVaovaoFitorianaMombaManome

Zon'ny mpamorona © 2026 Asa Fanompoana Derek Prince. Zo rehetra voatokana

MifandraisaNy fiainana manokanaZon'ny mpamoronaFahazoan-dalanaSarintanin'ny toerana
Mankafy ny Fitahiana | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

Loharano nasongadina

Loharano vaovao nasongadina isan'andro

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Taratasim-pampianarana

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Fototry ny Finoana
Vavaka & Fifadian-kanina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Afrikaans

Deutsch

Ελληνικά

Bahasa Indonesia

Malagasy

Português (pt-br)

Русский

Kiswahili

தமிழ்

Français
Misy feo
Español

Tiếng Việt

Shona
Lahatsoratra Azo Alaina

NASONGADINA

Loharano Mirona

Ny fampianarana faobe dia misy fiantraikany ankehitriny

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

Taratasim-pampianarana

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

Ady Ara-panahy
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Italiano
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Taratasim-pampianarana

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

Fanahy Masina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Bahasa Indonesia
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Taratasim-pampianarana

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

Fanahy Masina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Taratasim-pampianarana

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
한국어

Nederlands
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

Taratasim-pampianarana

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

Fototry ny Finoana
Fanompoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ελληνικά
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Taratasim-pampianarana

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
Ady Ara-panahy
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
日本語
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ikinyarwanda
Lahatsoratra Azo Alaina

FIRONANA

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Taratasim-pampianarana

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Fototry ny Finoana
Vavaka & Fifadian-kanina
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Afrikaans
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Ελληνικά
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Bahasa Indonesia
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Kiswahili
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
தமிழ்
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy feo
Español
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Shona
Lahatsoratra Azo Alaina

NASONGADINA

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Taratasim-pampianarana

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

Fanahy Masina
Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Deutsch
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Русский
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
हिन्दी

Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Taratasim-pampianarana

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
Fototry ny Finoana
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feo
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Français
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Español
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
ខ្មែរ

Norsk
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Taratasim-pampianarana

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

Fotoana Farany
Jesus
HenoyMamaky Teny

Fiteny Misy

English
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Italiano
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português (pt-br)
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Português
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Malagasy
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
Tiếng Việt
Misy Horonan-tsaryMisy feoLahatsoratra Azo Alaina
ខ្មែរ
Lahatsoratra Azo Alaina
Français
Lahatsoratra Azo Alaina
Mankafy ny Fitahiana
Trano
Loharanon-karena
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Mankafy ny Fitahiana

Mankafy ny Fitahiana

Derek Prince
May 13

Derek Prince

Mamindra

Published: 2008

Last Updated: November 2026

Read Time: 2

Fitantanam-bola

Ny sitrapon’Andriamanitra tonga lafatra dia ny hanompoanao Azy amim-pifaliana sy amim-piravoravoana noho ny habetsahan’ny zavatra rehetra. Ianaro ny antony mahatonga ireo fanozonana noho ny tsy fankatoavana hita ao amin’ny Testamenta Taloha tsy hanan-kery intsony amin’ny zanak’Andriamanitra.

Andao hojerentsika ny lisitry ny ozona ao amin’ny Deoteronomia 28. Vakio hoany tenanao ity toko manontolo ity, ka diniho raha ankafizinao ny fitahiana na miaritra ozona. Raha zanak'Andriamanitra navotana isika, dia tsy antsika ny ozona, fa ny fitahiana. Aoka isika hifantoka manokana amin'ireo fitahiana sy ozona mifandray amin'ny harena sy ny fahantrana:

" Fa raha tsy mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao kosa hianao ka tsy mitandrina hanaraka ny didiny rehetra sy ny lalàny, izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao sy hahatratra anao izao fanozonana rehetra izao, ... hozonina ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao... Dia hitsapatsapa hianao na dia amin'ny mitatao-vovonana aza tahaka ny fitsapatsapan'ny jamba ao amin'ny aizim-pito ka tsy ho tonga amin'izay halehanao... satria tsy nanompo an'i Jehovah Andriamanitrao tamin'ny hafaliana sy ny faharavoam-po hianao noho ny habetsahan'ny zavatra rehetra, hanompoanao ny fahavalonao izay hampandehanin'i Jehovah hiady aminao; dia hanisy zioga vy amin'ny vozonao ireny mandra-pandringany anao. ( Deoteronomia 28:15, 17, 29, 47–48 )

Ny sitrapon'Andriamanitra dia voalaza ao amin'ny andininy faha-47—dia ny hanompoantsika an'i Jehovah Andriamanitsika amin'ny fifaliana sy ny faharavoam-po noho ny haben'ny zavatra rehetra. Teny mahafinaritra miverimberina matetika ao amin’ny Baiboly ny hoe be dia be. Amin'ny ankapobeny, midika izany fa manana izay rehetra ilainao ianao, ary avy eo ny sasany - manana fitahiana tavela ho an'ny hafa ianao. Ny sitrapon’Andriamanitra dia ny hanompoantsika Azy, amin’ny fifaliana sy ny firavoravoana amin’ny maha Olony antsika, noho ny haben’ny zavatra rehetra Omeny antsika.

Prayer Response

Misaotra Anao, Jesosy ô, noho ny Asanao teo amin’ny hazo fijaliana. Manambara aho fa hanompo Anao amin’ny fifaliana sy ny firavoravoana noho ny haben’ny zavatra rehetra, satria Jesosy niaritra ny fahantrako mba hizarako ny Habetsahany, amin’ny anaran’iJesosy Kristy, Amena.

Ad Image

Misintona Maimaimpoana

Ity fampaherezam-panahy ity dia azo alaina ho sintonina, atao pirinty ary zaraina ho an'ny fampiasana manokana na am-piangonana.

Misintona PDF

Teny Miafina: WD-B097-133-MLG

Fanomezana
Omeo