Miomana hiara-manjaka amin’i Kristy

Ao amin’io taratasy io, i Derek dia miresaka momba ny fomba ahafahantsika miomana hiara-manjaka amin’i Kristy, ny fepetra takina amin’ny fanatanterahana izany andraikitra izany, ary ny famitahana ny maha-olombelona tsy ara-pivavahana.

Hevitra ato Anatiny