Asa Fanompoana Fitoriana

Ny fitoriana dia finoana amin'ny asa ary izany dia maneho ny zavatra rehetra lazainay sy ataonay ao amin'ny Asa Fanompoan’i Derek Prince Madagasikara.

Fikendren’ny filan’ny asa fanompoana manokana na faritra manerana izao tontolo izao, ny asa fitoriana ataontsika dia miasa eo amin'ny lohalaharana amin'ny fanaovam-mpianatra Kristiana; manohana sy manome vahana ny mpino ho amin’ny fahamatorana ara-panahy.

Amin'ny teny azo ampiharina, tafiditra ao anatin'izany ny fandikan-teny miely patrana, ny famokarana ary ny fizarana fitaovana enti-mampianatra mba hampitaovana ny mpianatra hanao mpianatra. Ny sampan-draharaham-panentanana hafa dia mirakitra fanohanana ireo vondrom-piarahamonina mahantra sy ireo Kristiana miatrika fanenjehana noho ny finoany.

External website link icon

External website link icon

External website link icon

Fitoriana eto Madagasikara

Fanirianay fatratra ny hanatratra ny mponina ao an-toerana sy ny mpianatra ny mpino amin’ny fo manontolo manerana ny firenena. Mba hanaovana izany, dia efa nandika sy nizara fitaovana fampianarana Baiboly Derek Prince izahay, anisan'izany ny boky, ny taratasy fampianarana, ny haino aman-jery, ny horonan-tsary ary ny maro hafa. Tena nampahery betsaka anay ny valin-teny, ary mbola manohy ny fahafantarana ny fahafahana maro hafa miandry.

Manasa anao izahay hivavaka sy hanohana ara-bola ny fitoriana ataonay eto an-toerana.

White heart icon
Manomeza

Fitoriana

Ny fanatratrarana ireo very sy ny fampitaovana ireo mpianatra hanao mpianatra amin'ny alalan'ny hetsika fitoriana azo ampiharina izay mitondra fiovana tokoa

Share notification iconFree gift iconBlack donate icon

Fiantraikany maneran-tany

Fanirianay fatratra ny hanatratra ny mponina ao an-toerana sy ny mpianatra ny mpino amin’ny fo manontolo manerana ny firenena. Mba hanaovana izany, dia efa nandika sy nizara fitaovana fampianarana Baiboly Derek Prince izahay, anisan'izany ny boky, ny taratasy fampianarana, ny haino aman-jery, ny horonan-tsary ary ny maro hafa. Tena nampahery betsaka anay ny valin-teny, ary mbola manohy ny fahafantarana ny fahafahana maro hafa miandry.

Inona no atao hoe Fitoriana?

Ny fitoriana dia finoana amin'ny asa ary izany dia maneho ny zavatra rehetra lazainay sy ataonay ao amin'ny Asa Fanompoan’i Derek Prince Madagasikara.

Fikendren’ny filan’ny asa fanompoana manokana na faritra manerana izao tontolo izao, ny asa fitoriana ataontsika dia miasa eo amin'ny lohalaharana amin'ny fanaovam-mpianatra Kristiana; manohana sy manome vahana ny mpino ho amin’ny fahamatorana ara-panahy.

Amin'ny teny azo ampiharina, tafiditra ao anatin'izany ny fandikan-teny miely patrana, ny famokarana ary ny fizarana fitaovana enti-mampianatra mba hampitaovana ny mpianatra hanao mpianatra. Ny sampan-draharaham-panentanana hafa dia mirakitra fanohanana ireo vondrom-piarahamonina mahantra sy ireo Kristiana miatrika fanenjehana noho ny finoany.

Tsy mbola nisy nilana an'ity asa fanompoana ity mihoatra noho ny ankehitriny izao.

White heart icon
Manomeza