デレク・プリンス・ミニストリーのロゴ
献金する

無料の電子書籍をゲットしよう

ニュースレターを購読していただくと、「呪いから祝福へ」の無料電子書籍を無料でダウンロードすることができます。

無料の聖書教育
Logo
Logo
ホームページ学ぶストアニュースアウトリーチ私たちについて献金する

著作権について © 2026 デレク・プリンス・ミニストリーズ. All rights reserved.

お問い合わせプライバシー著作権についてライセンスサイトマップ

Trending Resources

Featured Resources

イエスとともに隠される | Derek Prince Ministries

注目の資料

毎日更新される新しい資料

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

教えの手紙

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

信仰の土台
祈りと断食
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Afrikaans
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Ελληνικά
ビデオありオーディオありテキストあり
Bahasa Indonesia
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
Kiswahili
ビデオありオーディオありテキストあり
தமிழ்
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
オーディオあり
Español
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
Shona
テキストあり

特集

トレンド資料

今日影響を与える人気の教え

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

教えの手紙

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

霊的戦い
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Italiano
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
テキストあり

トレンド

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

教えの手紙

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

聖霊
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Bahasa Indonesia
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
日本語
ビデオありオーディオありテキストあり

トレンド

真理の御霊
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

教えの手紙

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

聖霊
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり

トレンド

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

教えの手紙

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

信仰の土台
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
한국어
ビデオありオーディオありテキストあり
Nederlands
ビデオありオーディオありテキストあり

トレンド

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

教えの手紙

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

信仰の土台
礼拝
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Ελληνικά
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
日本語
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
テキストあり

トレンド

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

教えの手紙

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
霊的戦い
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
日本語
ビデオありオーディオありテキストあり
Ikinyarwanda
テキストあり

トレンド

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

教えの手紙

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

信仰の土台
祈りと断食
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Afrikaans
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Ελληνικά
ビデオありオーディオありテキストあり
Bahasa Indonesia
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
Kiswahili
ビデオありオーディオありテキストあり
தமிழ்
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
オーディオあり
Español
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
Shona
テキストあり

特集

真理の御霊
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

教えの手紙

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

聖霊
信仰の土台
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
हिन्दी
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

教えの手紙

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
信仰の土台
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Español
ビデオありオーディオありテキストあり
ខ្មែរ
ビデオありオーディオありテキストあり
Nederlands
ビデオありオーディオありテキストあり
Norsk
ビデオありオーディオありテキストあり
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

教えの手紙

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

終末
Jesus
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Italiano
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Português
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
ខ្មែរ
テキストあり
Français
テキストあり
Miafina miaraka amin'i Kristy
ホーム
聖書教材
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Miafina miaraka amin'i Kristy

Miafina miaraka amin'i Kristy

Derek Prince
4月27日

Derek Prince

ダウンロード

Published: 2008

Last Updated: 2026年11月

Read Time: 2

Jesus
信仰の土台

Ny Hazofijalian'i Kristy no varavarana mankany amin'ny toerana miafina misy fiarovana tanteraka izay tsy hitan'izao tontolo izao. Eto no miafina miaraka amin'i Kristy ao amin'Andriamanitra ny fiainanao, ka mahatonga anao ho voaro sy tsy manana ahiahy tanteraka na inona na inona atrehinao.

Rehefa tojo ny hazo fijaliana voalohany isika, dia mirona hihemotra. Saingy ny hazo fijalian’i Jesosy dia varavarana mankany amin’ny toeran’ny zava-miafina izay tsy hitan’ny biby, tsy hitan’ny vorona, ary tsy fantatry ny zava-boary rehetra (jereo ny Joba 28:7–8). Eo amin’ny lafiny ara-panahy izany. Hoy i Paoly:

" Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy hianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy, Izay mipetraka eo an-tànana ankavanan'Andriamanitra. Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra etỳ an-tany. Fa efa maty hianareo, ary ny fiainanareo miara-miafina amin'i Kristy ao amin'Andriamanitra. Raha hiseho Kristy fiainantsika, dia hiara-miseho aminy koa amin'ny voninahitra hianareo..” (Kolosiana 3:1–4,)

Ny fehezan-teny fototra hoe: "Ny fiainanao ankehitriny miara-miafina amin'i Kristy ao amin'Andriamanitra", dia tsy miresaka momba ny tontolo ho avy, fa ny eto sy ankehitriny. Ny hoe miara-miafina amin’i Kristy ao amin’Andriamanitra dia midika hoe ao amin’ny toerana miafina. Ny zava-miafina dia rehefa maty Jesosy, dia tsy maty ho an’ny Tenany Izy; Maty ho antsika amin’ny maha-solontenantsika Izy, nitondra ny helotsika sy ny fanamelohan-tenantsika Tenany.

Ny fototry ny fahatakarantsika amin'ny finoana ny Soratra Masina, dia fantatsika fa rehefa maty sy nitsangana Jesosy, dia maty sy nitsangana isika. Nandalo amin’ny alalan’ny fahafatesana ho any amin'ny tontolo tsy takatry ny saina ary tsy takatry ny zava-boary isika. Ao amin'i Kristy isika, ary ao amin'Andriamanitra; tsy misy afaka mahazo antsika raha tsy avy amin’ny alalan’Andriamanitra sy amin’ny alalan’i Kristy izany. Eto amin’ny nofo isika, fa tsy eto amin’ity tontolo hita maso ity ny fiainantsika. Mety mandeha amin’ny alalan’ny fahasarotana sy fanerena maro isika ao anatin’ireny vilany tanimanga ireny, kanefa manana fiainana mandrakizay, tsy mety simba, ary tsy mety levona. Fiarovana tanteraka izany. Na inona na inona mitranga, ao amin’i Kristy isika dia ao amin’ny toeran’ny Avo Indrindra, narovana amin’ny fiadiana rehetra sy ny loza rehetra (jereo ny Salamo 91:1–2). Ary ny varavarana mankany amin'ny toerana miafina dia ny hazo fijaliana.

Prayer Response

Misaotra Anao,Jesosy ô, noho ny Asanao teo amin’ny hazo fijaliana. Manambara aho fa tamin’ny hazo fijaliana, no nidirako hoany amin’ny fitoerana miafina izay an’ny Avo indrindra. Narovana amin’ny fiadiana rehetra sy ny loza rehetra aho, satria Jesosy dia maty ny amin’ny fahafatesako mba hahazoako ny Fiainany, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

無料ダウンロード

このディボーションは、個人または教会で使用するためにダウンロード、印刷、共有することができます。

PDFダウンロード

コード: WD-B097-117-MLG

捧げる
捧げる