デレク・プリンス・ミニストリーのロゴ
献金する

無料の電子書籍をゲットしよう

ニュースレターを購読していただくと、「呪いから祝福へ」の無料電子書籍を無料でダウンロードすることができます。

無料の聖書教育
Logo
Logo
ホームページ学ぶストアニュースアウトリーチ私たちについて献金する

著作権について © 2026 デレク・プリンス・ミニストリーズ. All rights reserved.

お問い合わせプライバシー著作権についてライセンスサイトマップ
神に喜ばれるように | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

注目の資料

毎日更新される新しい資料

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

教えの手紙

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

信仰の土台
祈りと断食
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Afrikaans
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Ελληνικά
ビデオありオーディオありテキストあり
Bahasa Indonesia
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
Kiswahili
ビデオありオーディオありテキストあり
தமிழ்
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
オーディオあり
Español
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
Shona
テキストあり

特集

トレンド資料

今日影響を与える人気の教え

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

教えの手紙

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

霊的戦い
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Italiano
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
テキストあり

トレンド

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

教えの手紙

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

聖霊
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Bahasa Indonesia
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
日本語
ビデオありオーディオありテキストあり

トレンド

真理の御霊
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

教えの手紙

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

聖霊
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり

トレンド

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

教えの手紙

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

信仰の土台
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
한국어
ビデオありオーディオありテキストあり
Nederlands
ビデオありオーディオありテキストあり

トレンド

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

教えの手紙

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

信仰の土台
礼拝
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Ελληνικά
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
日本語
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
テキストあり

トレンド

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

教えの手紙

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
霊的戦い
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
日本語
ビデオありオーディオありテキストあり
Ikinyarwanda
テキストあり

トレンド

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

教えの手紙

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

信仰の土台
祈りと断食
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Afrikaans
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Ελληνικά
ビデオありオーディオありテキストあり
Bahasa Indonesia
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
Kiswahili
ビデオありオーディオありテキストあり
தமிழ்
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
オーディオあり
Español
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
Shona
テキストあり

特集

真理の御霊
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

教えの手紙

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

聖霊
信仰の土台
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
हिन्दी
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

教えの手紙

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
信仰の土台
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Español
ビデオありオーディオありテキストあり
ខ្មែរ
ビデオありオーディオありテキストあり
Nederlands
ビデオありオーディオありテキストあり
Norsk
ビデオありオーディオありテキストあり
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

教えの手紙

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

終末
Jesus
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Italiano
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Português
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
ខ្មែរ
テキストあり
Français
テキストあり
Mahatsiaro ny Soa Nataony
ホーム
聖書教材
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Mahatsiaro ny Soa Nataony

Mahatsiaro ny Soa Nataony

Derek Prince
4月7日

Derek Prince

ダウンロード

Published: 2008

Last Updated: 2026年11月

Read Time: 2

癒し

Mamporisika antsika ny mpanao Salamo mba tsy hanadino ny soa mahagaga rehetra nataon’Andriamanitra, manomboka amin’ny famelana ny fahotantsika ka hatramin’ny fanasitranana ny vatantsika. Rehefa mahatsiaro ny fampanantenany isika, dia mahavoky antsika amin’ny zava-tsoa Izy ary afaka manavao ny fahatanorantsika tahaka ny an’ny voromahery aza.

“Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra.” (Salamo 103:1–2)

Hitantsika eto ny fanahin’i Davida milaza ny ainy izay tokony hatao. Fantatry ny fanahin’i Davida izay tokony hatao, nefa tsy tanteraka izany raha tsy niara-niasa tamin’ny ainy ny fanahin’i Davida ka namaly ilay fanamby.

Andeha hotanisaintsika fohifohy ireo tombon-tsoa izay ampitandremana mba tsy hohadinoina. Kristiana maro no tsy mifaly an’ireo tombon-tsoa ireo satria tsy mahatadidy izany. Tombon-tsoa manokana enina avy amin'Andriamanitra no nohenoina ao amin'ny andininy telo manaraka:

" Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra, Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao, Izay mahavoky soa ny vavanao; Ny fahatanoranao mody indray toy ny an'ny voromahery.Na: fanahinao, na fahanteranao Na: ho toy ny voromahery.” (andininy 3–5)

Mamela ny helotsika rehetra Andriamanitra, manasitrana ny aretintsika rehetra, manavotra ny aintsika amin'ny fandringanana, manarona famindram-po sy fiantrana antsika, mahavoky soa ny vavantsika, ary ny fahatanorano toy ny an'ny voromahery. Mino aho fa misy fifandraisany akaiky ny famenoana ny vavanao amin’ny zava-tsoa sy ny fanavaozana ny fahatanoranao toy ny an’ny voromahery.

Resy lahatra aho fa tsy sitrapon'Andriamanitra ny hahatonga ny Olony ho antitra tahaka ny fahanteran'izao tontolo izao. Tsy midika akory izany hoe tsy hisy fiovana hateraky ny fandrosoan’ny taona, fa ny fahanterana dia tsy voatery ho fotoanan’ny tsy fahombiazana, fahoriana, ary aretina.

Prayer Response

Misaotra Anao, Jesosy, tamin’ny nahafatesanao teo amin’ny hazo fijaliana ho ahy. Hotsarovako ny soa rehetra nataonao, ary ambarako fa voasazy i Jesosy mba hahazoako famelan-keloka. Amena.

Ad Image

無料ダウンロード

このディボーションは、個人または教会で使用するためにダウンロード、印刷、共有することができます。

PDFダウンロード

コード: WD-B097-097-MLG

捧げる
捧げる