デレク・プリンス・ミニストリーのロゴ
献金する

無料の電子書籍をゲットしよう

ニュースレターを購読していただくと、「呪いから祝福へ」の無料電子書籍を無料でダウンロードすることができます。

無料の聖書教育
Logo
Logo
ホームページ学ぶストアニュースアウトリーチ私たちについて献金する

著作権について © 2026 デレク・プリンス・ミニストリーズ. All rights reserved.

お問い合わせプライバシー著作権についてライセンスサイトマップ
縦方向と横方向の赦し | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

注目の資料

毎日更新される新しい資料

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

教えの手紙

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

信仰の土台
祈りと断食
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Afrikaans
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Ελληνικά
ビデオありオーディオありテキストあり
Bahasa Indonesia
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
Kiswahili
ビデオありオーディオありテキストあり
தமிழ்
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
オーディオあり
Español
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
Shona
テキストあり

特集

トレンド資料

今日影響を与える人気の教え

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

教えの手紙

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

霊的戦い
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Italiano
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
テキストあり

トレンド

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

教えの手紙

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

聖霊
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Bahasa Indonesia
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
日本語
ビデオありオーディオありテキストあり

トレンド

真理の御霊
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

教えの手紙

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

聖霊
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり

トレンド

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

教えの手紙

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

信仰の土台
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
한국어
ビデオありオーディオありテキストあり
Nederlands
ビデオありオーディオありテキストあり

トレンド

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

教えの手紙

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

信仰の土台
礼拝
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Ελληνικά
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
日本語
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
テキストあり

トレンド

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

教えの手紙

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
霊的戦い
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
日本語
ビデオありオーディオありテキストあり
Ikinyarwanda
テキストあり

トレンド

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

教えの手紙

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

信仰の土台
祈りと断食
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Afrikaans
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Ελληνικά
ビデオありオーディオありテキストあり
Bahasa Indonesia
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
Kiswahili
ビデオありオーディオありテキストあり
தமிழ்
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
オーディオあり
Español
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
Shona
テキストあり

特集

真理の御霊
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

教えの手紙

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

聖霊
信仰の土台
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Deutsch
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Русский
ビデオありオーディオありテキストあり
हिन्दी
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

教えの手紙

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
信仰の土台
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Français
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Español
ビデオありオーディオありテキストあり
ខ្មែរ
ビデオありオーディオありテキストあり
Nederlands
ビデオありオーディオありテキストあり
Norsk
ビデオありオーディオありテキストあり
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

教えの手紙

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

終末
Jesus
聞く読む

利用可能な言語

English
ビデオありオーディオありテキストあり
Italiano
ビデオありオーディオありテキストあり
Português (pt-br)
ビデオありオーディオありテキストあり
Português
ビデオありオーディオありテキストあり
Malagasy
ビデオありオーディオありテキストあり
Tiếng Việt
ビデオありオーディオありテキストあり
ខ្មែរ
テキストあり
Français
テキストあり
Fitodihana Roa amin'ny Famelan-keloka
ホーム
聖書教材
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Fitodihana Roa amin'ny Famelan-keloka

Fitodihana Roa amin'ny Famelan-keloka

Derek Prince
1月17日

Derek Prince

ダウンロード

Published: 2008

Last Updated: 2026年11月

Read Time: 2

癒し
Jesus

Ny famelan-keloka no hany vahaolana tokana manoloana ny fangidiana sy ny fifandirana eto amin'izao tontolo izao, ary ny modely tonga lafatra amin'izany dia hita eo amin'ny Hazofijaliana. Ny tsatoka mitsangana dia manondro ny filantsika ny famelan-kelok'Andriamanitra, izay manome hery antsika avy eo mba hifamela heloka amin'ny fomba mitsivalana amin'ny samy olona.

Ny famelan-keloka dia iray amin'ireo teny mahafinaritra indrindra amin'ny fiteny rehetra. Inona no mahatonga azy io ho teny miavaka sy mahafinaritra? Diniho ny sasany amin'ireo vokatra azo avy amin'ny famelan-keloka: fampihavanana, fiadanana, firindrana, fahatakarana, fiombonana. Tena mila an'ireo zavatra ireo tokoa izao tontolo izao ankehitriny!

Mifanohitra amin’izany kosa, eritrereto ny sasany amin’ireo voka-dratsin’ny tsy fanomezantsika sy ny tsy fandraisantsika famelan-keloka: lolom-po, fifandirana, tsy firindràna, fankahalana, ary ady. Indraindray, dia toa atahorana ho resin’ireny hery ratsy ireny ny taranak’olombelona manontolo. Raha te hiakatra ambonin’ireo fepetra ireo isika, dia ny mianatra sy mampihatra ny fitsipiky ny famelan-keloka ihany.

Misy lalana roa momba ny famelan-keloka aseho ao amin'ny Baiboly. Ireo làlana roa ireo dia asehon’ilay famantarana lehiben’ny finoantsika Kristiana: ny hazo fijaliana. Ny hazo fijaliana dia manana taratra roa — ny iray mitsangana, ny iray mitsivalana — izay maneho ny làlana roa amin'ny famelan-keloka. Ny taratra mitsangana dia maneho ny famelan-keloka izay ilaintsika rehetra raisina avy amin’Andriamanitra ary tsy afaka raisina raha tsy amin’ny alàlan’ny famantarana antsika miaraka amin’ny sorona sy ny fitsanganan’i Jesosy Kristy. Ny taratra mitsivalana dia maneho ny fifandraisantsika amin’ny mpiara-belona amintsika, ary miresaka momba ny famelan-keloka izay, amin’ity tranga ity, dia manana lalana roa: ny famelan-keloka ilaintsika avy amin’ny hafa, ary ny famelan-keloka ilaintsika atolotra ny hafa. Indraindray dia ny hazo fijaliana no hany toerana ahafahantsika mandray ny fahasoavana amin'izany karazana famelan-keloka izany.

Prayer Response

Misaotra Anao, Jehovah ô, noho ny amin’ny ran’i Jesosy. Manambara aho fa tsy vitan’ny hoe mandray ny famelan’Andriamanitra ihany aho; fa manokatra ny tenako ihany koa aho handray ny famelan-keloka amin’ny hafa, ary mamela ny helok’izy ireo koa aho. Amin’ny al à lan’ny ran’i Jesosy, dia voavela ny fahotako rehetra , amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

無料ダウンロード

このディボーションは、個人または教会で使用するためにダウンロード、印刷、共有することができます。

PDFダウンロード

コード: WD-B097-017-MLG

捧げる
捧げる