Tambarin Ma'aikatar Derek Prince
Ba da gudummawa

Samu eBook kyauta

Fara tarin Derek Prince tare da eBook kyauta lokacin da kuka yi rajista ga wasiƙarmu.

Koyarwar Littafi Mai Tsarki Kyauta
Logo
Logo
GidaKoyaShagoLabaraiHidimomiGame daBa da gudummawa

Haƙƙin Mallaka © 2026 Ma'aikatar Derek Prince. An kiyaye duk haƙƙoƙin

TuntuɓaSirriHaƙƙin MallakaLasisiTaswirar Yanar Gizo
Yantuwa daga Kunya | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

Abubuwan da aka Bayyana

Sabbin albarkatun da aka nuna yau da kullun

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Wasikar Koyarwa

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Tushen Imani
Sallah & Azumi
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Afrikaans
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ελληνικά
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Bahasa Indonesia
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Kiswahili
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
தமிழ்
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Audio Akwai
Español
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Shona
Akwai Rubutu

FITATTU

Trending Resources

Shahararrun koyarwa suna yin tasiri a yau

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

Wasikar Koyarwa

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

Yakin Ruhaniya
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Italiano
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai Rubutu

TRENDING

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Wasikar Koyarwa

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

Ruhu Mai Tsarki
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Bahasa Indonesia
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
日本語
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu

TRENDING

Wanene Ruhu Mai Tsarki?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Wasikar Koyarwa

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

Ruhu Mai Tsarki
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu

TRENDING

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Wasikar Koyarwa

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

Tushen Imani
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
한국어
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Nederlands
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu

TRENDING

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

Wasikar Koyarwa

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

Tushen Imani
Ibada
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ελληνικά
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
日本語
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai Rubutu

TRENDING

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Wasikar Koyarwa

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
Yakin Ruhaniya
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
日本語
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ikinyarwanda
Akwai Rubutu

TRENDING

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Wasikar Koyarwa

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Tushen Imani
Sallah & Azumi
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Afrikaans
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ελληνικά
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Bahasa Indonesia
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Kiswahili
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
தமிழ்
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Audio Akwai
Español
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Shona
Akwai Rubutu

FITATTU

Wanene Ruhu Mai Tsarki?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Wasikar Koyarwa

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

Ruhu Mai Tsarki
Tushen Imani
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
हिन्दी
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Wasikar Koyarwa

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
Tushen Imani
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Español
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
ខ្មែរ
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Nederlands
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Norsk
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Wasikar Koyarwa

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

Zaman Karshe
Jesus
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Italiano
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
ខ្មែរ
Akwai Rubutu
Français
Akwai Rubutu
Afaka tamin'ny Henatra
Gida
Kayan Aiki
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Afaka tamin'ny Henatra

Afaka tamin'ny Henatra

Derek Prince
May 14

Derek Prince

Saukarwa

Published: 2008

Last Updated: November 2026

Read Time: 2

Jesus
Waraka

Ny henatra vokatry ny ratra tamin'ny lasa dia mety ho tsapa ho toy ny enta-mavesatra ho entinao mandrakizay, nefa tsy voatery ho izany no izy. Ianaro ny fomba nitondran'i Jesosy ny fahafaham-barakantsika lalina indrindra teo amin'ny Hazofijaliana mba hahafahantsika marina tokoa.

Ny henatra dia fihetseham-po masiaka sy ratsy, ary hita na dia eo amin'ny Kristiana aza. Matetika izany dia vokatry ny fanararaotana ara-nofo na fanararaotana ara-pihetseham-po, toy ny fanesoana any am-pianarana. Namaky tantara iray momba ny talen’ny sekoly iray aho indray mandeha izay nanokana ankizilahy iray ary niteny taminy mba hitsangana, ary avy eo dia niteny tamin’ny kilasy iray manontolo hoe: “Ianareo rehetra dia nahavita ny fanadinanareo afa-tsy izy.” Ahoana no nahatsapan’ity tovolahy ity afa-tsy henatra? Mety hiteraka henatra ny zavatra niainan'ny fahazazana. Ireo izay nitranga efa ela no sarotra indrindra hongotana. Ny miditra voalohany dia matetika mivoaka farany.

Ny fanararaotana ara-nofo (eny fa na dia ireo mitonona ho Kristiana aza) angamba no tena mahamenatra indrindra amin'ny sivilizasiona tandrefana. Tsy tambo isaina ireo niharam-boina tamin'io lafiny io. Rehefa tonga eo amin’ny hazo fijaliana izy ireo vao afaka amin’izany henatra izany. Ity teny ara-paminaniana ity dia milazalaza ny zavatra nataon’i Jesosy ho antsika:

“Jehovah Tompo nanokatra ny sofiko, ary Izaho tsy naditra na nihemotra. Ny lamosiko natolotro ho amin'ny mpikapoka, ary ny takolako ho amin'izay manongobaoka; ny tavako tsy nafeniko tamin'ny henatra sy ny rora.” ( Isaia 50:5–6 )

Ary hoy Jesosy: "Natolotro ny Lamosiko." Afaka namonjy ny Tenany Izy; Afaka niantso anjely roa ambin’ny folo legiona Izy mba hamonjy Azy (jereo ny Matio 26:53). Nefa tsy nanao izany Izy. Nanome ny Lamosiny Izy. Tsy dia misy ifandraisany loatra amin’ny zava-misy iainantsika manokana ireo sary hitantsika momba ny kapoka natao an’i Jesosy. Tena nahatsiravina ilay izy satria nisy vy na taolana kely nitsofoka tao anatin’ilay tady. Rehefa nianjera tamin'ny vatan'ny lehilahy iray izy ireo, dia nesoriny ny Hodiny ary naharihary ny nofo manta. Izany no niaretan’i Jesosy ho antsika. Ary tsy nanafina ny Tavany tamin’ny henatra sy ny rora Izy. Teo amin’ny hazo fijaliana no nitondran’i Jesosy ny henatsika.

Prayer Response

Misaotra Anao, Jesosy ô, noho ny Asanao teo amin’ny hazo fijaliana. Manambara aho fa teo amin’ny hazo fijaliana, Jesosy dia nanafaka ahy tamin’ny henatra—satria nitondra ny henatro Izy mba hizarako ny Voninahiny, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

Zazzagewar Kyauta

Ana samun wannan ibada don saukewa, bugawa da rabawa don amfanin kai ko coci.

Zazzage PDF

Lambar: WD-B097-134-MLG

Kyauta
Bayar