Tambarin Ma'aikatar Derek Prince
Ba da gudummawa

Samu eBook kyauta

Fara tarin Derek Prince tare da eBook kyauta lokacin da kuka yi rajista ga wasiƙarmu.

Koyarwar Littafi Mai Tsarki Kyauta
Logo
Logo
GidaKoyaShagoLabaraiHidimomiGame daBa da gudummawa

Haƙƙin Mallaka © 2026 Ma'aikatar Derek Prince. An kiyaye duk haƙƙoƙin

TuntuɓaSirriHaƙƙin MallakaLasisiTaswirar Yanar Gizo
Dukan Alheri: Isasshe Har da Ƙari | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

Abubuwan da aka Bayyana

Sabbin albarkatun da aka nuna yau da kullun

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Wasikar Koyarwa

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Tushen Imani
Sallah & Azumi
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Afrikaans
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ελληνικά
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Bahasa Indonesia
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Kiswahili
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
தமிழ்
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Audio Akwai
Español
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Shona
Akwai Rubutu

FITATTU

Trending Resources

Shahararrun koyarwa suna yin tasiri a yau

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

Wasikar Koyarwa

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

Yakin Ruhaniya
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Italiano
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai Rubutu

TRENDING

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Wasikar Koyarwa

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

Ruhu Mai Tsarki
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Bahasa Indonesia
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
日本語
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu

TRENDING

Wanene Ruhu Mai Tsarki?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Wasikar Koyarwa

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

Ruhu Mai Tsarki
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu

TRENDING

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Wasikar Koyarwa

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

Tushen Imani
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
한국어
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Nederlands
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu

TRENDING

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

Wasikar Koyarwa

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

Tushen Imani
Ibada
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ελληνικά
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
日本語
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai Rubutu

TRENDING

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Wasikar Koyarwa

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
Yakin Ruhaniya
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
日本語
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ikinyarwanda
Akwai Rubutu

TRENDING

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Wasikar Koyarwa

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Tushen Imani
Sallah & Azumi
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Afrikaans
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ελληνικά
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Bahasa Indonesia
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Kiswahili
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
தமிழ்
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Audio Akwai
Español
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Shona
Akwai Rubutu

FITATTU

Wanene Ruhu Mai Tsarki?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Wasikar Koyarwa

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

Ruhu Mai Tsarki
Tushen Imani
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
हिन्दी
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Wasikar Koyarwa

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
Tushen Imani
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Español
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
ខ្មែរ
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Nederlands
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Norsk
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Wasikar Koyarwa

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

Zaman Karshe
Jesus
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Italiano
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
ខ្មែរ
Akwai Rubutu
Français
Akwai Rubutu
Ny Fahasoavana Rehetra: Ampy sy Mihoatra
Gida
Kayan Aiki
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Ny Fahasoavana Rehetra: Ampy sy Mihoatra

Ny Fahasoavana Rehetra: Ampy sy Mihoatra

Derek Prince
May 9

Derek Prince

Saukarwa

Published: 2008

Last Updated: November 2026

Read Time: 2

Harkokin kuɗi
Jesus

Nitondra ny fanozonan'ny fahantrana tanteraka teo amin'ny hazofijaliana i Jesosy mba hahafahanao miaina ao anatin'ny fahavokarana tanteraka. Takaro ny fifandraisana mahery vaika misy eo amin'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny volanao, ary jereo ny fomba aniriany hanome anao ny fahampiana rehetra ho an'ny asa tsara rehetra.

Ny fanànana fahantrana dia midika hoe “noana... hetaheta... fitanjahana... ary [ho] mila ny zavatra rehetra” ( Deoteronomia 28:48 ). Oviana marina i Jesosy no nanjary nahantra? Nanomboka nahantra Izy tamin’ny fotoana nahafantarana Azy tamin’ny fahotantsika. Nanomboka tamin’izay fotoana izay, dia nihalalina hatrany tao anatin’ny fahantrana Izy, ka hatramin’ny hazo fijaliana, dia naneho ny fahantrana tanteraka voalaza etsy ambony Izy.

Fantaro fa teo amin'ny hazo fijaliana, dia tsy ara-panahy fotsiny ny Fahantrany. Nahantra ara-batana sy ara-materialy koa Izy. Noho izany, araka ny lalàn'ny lojika rehetra, ny harenantsika dia tsy ho ara-panahy fotsiny ihany koa. Nanjary nahantra tanteraka i Jesosy teo amin’ny lafiny ara-batana, sy ara-materialy mba hahatonga antsika hanan-karena, hanana ny filana ara-batana sy ara-materialy rehetra—ary hanana zavatra sisa hozaraina amin’ny olona hafa.

Korintiana Faharoa 9:8 no andininy manokana faharoa hianarantsika izay manohana ny zava-misy fa i Jesosy no nitondra ny ozon’ny fahantrana:

"Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny onony rehetra mandrakariva amin'ny zavatra rehetra, ka hitombo amin'ny asa tsara rehetra."

Tsy mahihitra Andriamanitra. Tsy manome izay ampy fotsiny Izy; Manome ny ampy sy mihoatra Izy. Izany no habetsahana. Ao amin'ny andininy etsy ambony, dia misy tranga roa amin'ny teny hoe betsaka ary efatra amin'ny teny rehetra. Tsy fantatro raha mety ho mazava kokoa io fiteny io. Inona no lazainy? Ny fahasoavan’Andriamanitra.

Ny ampy dia tena mahaliana, ao amin'ny 2 Korintiana 8 sy 9, toko roa miresaka momba ny vola, ny fanalahidin’ny teny dia ny fahasoavana. Miseho impito izy io ao amin’ny toko faha-8 ary indroa ao amin’ny toko faha-9. Fahasoavana miasa eo amin’ny sehatry ny vola izany. Vitsy anefa, ireo mitonona ho Kristiana no mahatakatra ny toetran’ny fahasoavan’Andriamanitra. Nahita aho indraindray fa ireo izay miresaka betsaka momba ny “fahasoavana” dia matetika no tsy mahazo izany.

Prayer Response

Misaotra Anao, Jesosy ô, noho ny Asanao teo amin’ny hazo fijaliana. Manambara aho fa nanjary nahantra tanteraka i Jesosy mba hitomboan’ny fahasoavan’Andriamanitra amiko—na dia eo amin’ny sehatry ny vola aza—satria niaritra ny fahantrako i Jesosy mba hizarako ny Habetsahany, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

Zazzagewar Kyauta

Ana samun wannan ibada don saukewa, bugawa da rabawa don amfanin kai ko coci.

Zazzage PDF

Lambar: WD-B097-129-MLG

Kyauta
Bayar