Tambarin Ma'aikatar Derek Prince
Ba da gudummawa

Samu eBook kyauta

Fara tarin Derek Prince tare da eBook kyauta lokacin da kuka yi rajista ga wasiƙarmu.

Koyarwar Littafi Mai Tsarki Kyauta
Logo
Logo
GidaKoyaShagoLabaraiHidimomiGame daBa da gudummawa

Haƙƙin Mallaka © 2026 Ma'aikatar Derek Prince. An kiyaye duk haƙƙoƙin

TuntuɓaSirriHaƙƙin MallakaLasisiTaswirar Yanar Gizo
Ruhunsa Mai Tsarki a Cikin Mu | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

Trending Resources

Shahararrun koyarwa suna yin tasiri a yau

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

Wasikar Koyarwa

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

Yakin Ruhaniya
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Italiano
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai Rubutu

TRENDING

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Wasikar Koyarwa

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

Ruhu Mai Tsarki
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Bahasa Indonesia
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
日本語
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu

TRENDING

Wanene Ruhu Mai Tsarki?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Wasikar Koyarwa

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

Ruhu Mai Tsarki
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu

TRENDING

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Wasikar Koyarwa

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

Tushen Imani
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
한국어
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Nederlands
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu

TRENDING

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

Wasikar Koyarwa

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

Tushen Imani
Ibada
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ελληνικά
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
日本語
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai Rubutu

TRENDING

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Wasikar Koyarwa

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
Yakin Ruhaniya
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
日本語
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ikinyarwanda
Akwai Rubutu

TRENDING

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Wasikar Koyarwa

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Tushen Imani
Sallah & Azumi
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Afrikaans
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ελληνικά
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Bahasa Indonesia
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Kiswahili
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
தமிழ்
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Audio Akwai
Español
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Shona
Akwai Rubutu

FITATTU

Wanene Ruhu Mai Tsarki?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Wasikar Koyarwa

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

Ruhu Mai Tsarki
Tushen Imani
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
हिन्दी
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Wasikar Koyarwa

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
Tushen Imani
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio Akwai
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Español
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
ខ្មែរ
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Nederlands
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Norsk
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Wasikar Koyarwa

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

Zaman Karshe
Jesus
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Italiano
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
ខ្មែរ
Akwai Rubutu
Français
Akwai Rubutu

Abubuwan da aka Bayyana

Sabbin albarkatun da aka nuna yau da kullun

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Wasikar Koyarwa

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

Tushen Imani
Sallah & Azumi
SauraraKaranta

Akwai Harsuna

English
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Afrikaans
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Deutsch
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Ελληνικά
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Bahasa Indonesia
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Malagasy
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Português (pt-br)
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Русский
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Kiswahili
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
தமிழ்
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Français
Audio Akwai
Español
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Tiếng Việt
Akwai BidiyoAudio AkwaiAkwai Rubutu
Shona
Akwai Rubutu

FITATTU

Ny Fanahy Masina ao Anatintsika
Gida
Kayan Aiki
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Ny Fanahy Masina ao Anatintsika

Ny Fanahy Masina ao Anatintsika

Derek Prince
February 16

Derek Prince

Saukarwa

Published: 2008

Last Updated: November 2026

Read Time: 2

Yakin Ruhaniya
Tushen Imani

Ny fikasan’Andriamanitra ho anao dia tsy ny hitantana fotsiny ny toetranao taloha feno ota, fa ny hamono izany tanteraka. Ianaro ny fomba handehanana amin’ny fahefana noraisinao tamin’ny famonjena, ary avelao ny Fanahy Masina hitarika anao ho amin’ny fomba fiainana vaovao.

Fa raha velona araka ny nofo hianareo, dia tsy maintsy maty; fa raha ny Fanahy no amonoanareo ny asan’ny tena, dia ho velona hianareo. (Romana 8:13)

Hoy i Paoly tamin’ireo “Kristiana ara-panahy” fa raha miaina araka ny nofo isika, dia ho faty isika, ho amin’ny famelomana antsika dia ny fahalovana. Azonao ny fahalovana rehetra rehefa miaina araka ny nofo ianao.

Misy fifanoherana tanteraka eo amin'ny nofo sy ny Fanahy; tsy misy fampihavanana eo amin’izy ireo. Ny drafitry ny fanavotana nomen’Andriamanitra dia ny hamono ny toetran’ny nofo taloha, ary fitondrana ho any amin’ny fankatoavana tanteraka amin’ny toetra vaovao avy amin’ny alalan’ny Fanahiny Masina ao anatintsika. Na dia efa nanao famatsiana tanteraka amin’ny alalan’izany fiovana izany aza Andriamanitra, dia tsy maintsy manatanteraka izany eo amin’ny fiainantsika isika. Tsy maintsy mamono ny asan'ny vatana isika. Tsy manao izany ho antsika Andriamanitra; Nomeny antsika ny zo ara-dalàna, fahefana, ary hery, nefa tsy maintsy mampihatra izany isika.

Milaza ny Soratra Masina hoe:

“Fa izay rehetra nandray Azy [Jesosy] dia nomeny [fahefàna] hery ho tonga zanak'Andriamanitra” (Jaona 1:12)

Mahazo fahefana isika rehefa ateraka indray. Tsy ilaina anefa ny fahefana raha tsy ampiasaina. Ny fahateraham-baovao dia fahafahana fotsiny — ny fahafahana hivoatra ho zavatra mahafinaritra raha toa ka mampiasa ny fahefantsika isika. Raha tsy manao dingana mihitsy isika mba hampihatra ny fahefana araka ny soratra masina amin’ireo olana sy fahotana atrehantsika sy mamely antsika, dia tsy handroso mihitsy isika.

Tsy maintsy miala amin'ny fomba fisainana iray isika — ny faritry ny nofo — ho amin'ny fomba iray hafa tanteraka. Mila ny fanampian’ny Fanahy Masina isika.

“Fa izay tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra [ary izy irery ihany] no zanak’Andriamanitra.” (Romana 8:14)

Prayer Response

Misaotra Anao, Tompo, noho ny amin’ny ran’i Jesosy sy ny asan’ny Fanahinao Masina. Manambara aho fa amin’ny alalan’ny finoana, dia mamono ny asan’ny tena aho ary manokatra ny tenako ho amin’ny toetra vaovao tanteraka izay noforonin’ny Fanahinao Masinao ato anatiko. Tempolin'ny Fanahy Masina ny tenako, navotana, nodiovina, tamin'ny ran'i Jesosy, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

Zazzagewar Kyauta

Ana samun wannan ibada don saukewa, bugawa da rabawa don amfanin kai ko coci.

Zazzage PDF

Lambar: WD-B097-047-MLG

Kyauta
Bayar