شعار خدمات ديريك برنس
تبرع

احصل على كتاب إلكتروني مجاني

احصل على كتب الكترونية لديريك برنس عند الاشتراك في نشرتنا الإخبارية.

مواد تعليمية مجانية من الكتاب المقدس
Logo
Logo
الرئيسيةتعلمالمتجرأخباركرازةعن الخدمةتبرع

حقوق النشر © 2026 خدمات ديريك برنس. جميع الحقوق محفوظة

للتواصلالخصوصيةحقوق النشرتراخيصخريطة الموقع
إتمام عمل الرب | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

المواد الرائجة

التعاليم الشائعة التي تُحدث تأثيراً في أيامنا هذه

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

رسالة تعليمية

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

الحرب الروحية
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Italiano
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
النص متاح

الرائج

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

رسالة تعليمية

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

الروح القدس
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Bahasa Indonesia
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
日本語
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح

الرائج

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

رسالة تعليمية

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

الروح القدس
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح

الرائج

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

رسالة تعليمية

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

أسس الإيمان
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
한국어
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Nederlands
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح

الرائج

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

رسالة تعليمية

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

أسس الإيمان
العبادة
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ελληνικά
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
日本語
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
النص متاح

الرائج

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

رسالة تعليمية

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
الحرب الروحية
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
日本語
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ikinyarwanda
النص متاح

الرائج

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

رسالة تعليمية

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

أسس الإيمان
الصلاة والصوم
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Afrikaans
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ελληνικά
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Bahasa Indonesia
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Kiswahili
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
தமிழ்
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الصوت متاح
Español
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Shona
النص متاح

مُميَّز

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

رسالة تعليمية

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

الروح القدس
أسس الإيمان
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
हिन्दी
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

رسالة تعليمية

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
أسس الإيمان
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Español
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
ខ្មែរ
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Nederlands
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Norsk
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

رسالة تعليمية

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

الأزمنة الأخيرة
Jesus
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Italiano
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
ខ្មែរ
النص متاح
Français
النص متاح

المواد المميزة

مواد جديدة تُعرض يوميًا

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

رسالة تعليمية

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

أسس الإيمان
الصلاة والصوم
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Afrikaans
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ελληνικά
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Bahasa Indonesia
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Kiswahili
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
தமிழ்
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الصوت متاح
Español
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Shona
النص متاح

مُميَّز

Mamita ny Asany
الصفحة الرئيسية
مواد
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Mamita ny Asany

Mamita ny Asany

Derek Prince
4 مارس

Derek Prince

تنزيل

Published: 2008

Last Updated: نوفمبر ٢٠٢٦

Read Time: 2

الروح القدس

Ny tenanao dia tempolin'ny Fanahy Masina, nefa moa ve ianao manaja azy araka izay mendrika azy? Ianaro ny fomba hiarahana miasa amin'Andriamanitra mba hambolena ny fifehezana ilaina hanatanterahana ny asany eo amin'ny fiainanao.

Indro misy soso-kevitra vitsivitsy mikasika ny fomba hitondrana ny tenanao ho tempolin'ny Fanahy Masina.

Voalohany indrindra, hajao ny tenanao fa tempolin'ny Fanahy Masina, izay hajaintsika. Hitako fa kely dia kely, ny fanajana ny tena eo amin’ireo Kristiana ankehitriny.

Faharoa, mitadiava ny fanampian'ny Fanahy Masina amin'ny fambolena fifehezan-tena.

Fahatelo, makà fotoana ary miezaha hanavaka ny manampy sy ny manimba.

Fahefatra, mivonòna hijoro lalim-paka satria ny fiainanao dia tandindomin-doza.

Fahadimy, mitady ny hiara-hiasa amin’ny Fanahy Masina.

Misy dingana maro hafa tokony anampiako amin'ity lisitra ity, saingy azoko tamin'ny niainako ireo. Nomen'ny Tompo fanamby aho mba handinika raha toa aho ka nanana fiainana feno fanaranam-po. Nasain’ny Tompo nandinika ireto fanontaniana ireto aho: Te hanohy ny fiainana ve aho? Te hamita ny asa nanendrena ahy ve aho? Hoy Jesosy tamin’ny Mpianany:

"Ny haniko dia ny manao ny sitrapon'Izay naniraka Ahy sy ny mahavita ny asany. " (Jaona 4:34)

Izany no sakafo tsara indrindra: ny manao ny sitrapon'Izay naniraka antsika —- sy ny mahavita ny Asany. Na dia efa nanompo ny Tompo maherin’ny dimampolo taona aza, dia nino aho fa nisy asa sasany nankinin’Andriamanitra tamiko izay mbola tsy notanterahiko. Tsy azoko antoka mihitsy fa ho tanterakako izy ireo. Nikarakara ny tenako foana aho, tamin’ny fahafantarako ny maha-zava-dehibe ny fihazonana ny tenako ho toe-batana tsara mba tsy ho tapaka ny fiainako alohan’ny hahavitako ny asan’Andriamanitra.

Prayer Response

Misaotra Anao, Tompo ô , noho ny amin’ny ran’i Jesosy sy ny asan’ny Fanahinao Masina. Manambara aho fa hiara-miasa amin’ny Fanahy Masina, hihazona ny tenako amin’ny toe-batana tsara mba hamitana ny Asany. Tempolin’ny Fanahy Masina ny tenako, navotana, nodiovina, ary nohamasinina tamin’ny ran’i Jesosy, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

تنزيل مجاني

هذا التأمل متاح للتنزيل والطباعة والمشاركة للاستخدام الشخصي أو الكنسي.

تنزيل ملف PDF

رمز: WD-B097-063-MLG

هدية
تبرع