شعار خدمات ديريك برنس
تبرع

احصل على كتاب إلكتروني مجاني

احصل على كتب الكترونية لديريك برنس عند الاشتراك في نشرتنا الإخبارية.

مواد تعليمية مجانية من الكتاب المقدس
Logo
Logo
الرئيسيةتعلمالمتجرأخباركرازةعن الخدمةتبرع

حقوق النشر © 2026 خدمات ديريك برنس. جميع الحقوق محفوظة

للتواصلالخصوصيةحقوق النشرتراخيصخريطة الموقع
أھمیة الحمیة الغذائیة | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

المواد الرائجة

التعاليم الشائعة التي تُحدث تأثيراً في أيامنا هذه

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

رسالة تعليمية

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

الحرب الروحية
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Italiano
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
النص متاح

الرائج

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

رسالة تعليمية

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

الروح القدس
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Bahasa Indonesia
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
日本語
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح

الرائج

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

رسالة تعليمية

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

الروح القدس
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح

الرائج

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

رسالة تعليمية

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

أسس الإيمان
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
한국어
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Nederlands
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح

الرائج

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

رسالة تعليمية

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

أسس الإيمان
العبادة
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ελληνικά
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
日本語
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
النص متاح

الرائج

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

رسالة تعليمية

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
الحرب الروحية
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
日本語
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ikinyarwanda
النص متاح

الرائج

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

رسالة تعليمية

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

أسس الإيمان
الصلاة والصوم
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Afrikaans
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ελληνικά
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Bahasa Indonesia
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Kiswahili
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
தமிழ்
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الصوت متاح
Español
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Shona
النص متاح

مُميَّز

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

رسالة تعليمية

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

الروح القدس
أسس الإيمان
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
हिन्दी
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

رسالة تعليمية

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
أسس الإيمان
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Español
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
ខ្មែរ
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Nederlands
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Norsk
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

رسالة تعليمية

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

الأزمنة الأخيرة
Jesus
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Italiano
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
ខ្មែរ
النص متاح
Français
النص متاح

المواد المميزة

مواد جديدة تُعرض يوميًا

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

رسالة تعليمية

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

أسس الإيمان
الصلاة والصوم
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Afrikaans
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ελληνικά
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Bahasa Indonesia
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Kiswahili
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
தமிழ்
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الصوت متاح
Español
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Shona
النص متاح

مُميَّز

Ny Maha-zava-dehibe ny Sakafo
الصفحة الرئيسية
مواد
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Ny Maha-zava-dehibe ny Sakafo

Ny Maha-zava-dehibe ny Sakafo

Derek Prince
28 فبراير

Derek Prince

تنزيل

Published: 2008

Last Updated: نوفمبر ٢٠٢٦

Read Time: 2

أسس الإيمان

Kristiana maro no manana fandresen-dahatra mafy momba izay tokony hohanintsika na hosotrointsika, saingy mety hitarika ho amin’ny fitsarana ny hafa izany indraindray. Ianaro izay lazain’ny Soratra Masina momba ny fahafahana kristiana sy ny fomba nandraisan’Andriamanitra antsika, tsy miankina amin’ny safidintsika momba ny sakafo.

Lafiny iankinan'ny aina ny sakafo, na ny fomba fanao isan'andro. Manaraka ny sakafo andavanandro ny tena rehetra, na fantany na tsia. Misy fomba isan-karazany ny fitantanana ny sakafo, ary anisan'izany ny tsy fihinanan-kena. Nihaona tamin'ny olona maro izay mirona ho tsy mihinan-kena aho. Tsy mitsikera azy ireo aho; manaja azy ireo aho. Na izany aza, heveriko fa misy fampitandremana sasantsasany izay tsy maintsy ho tazominy an-tsaina. Diniho izay nosoratan’i Paoly:

"Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza mandray azy hitsaranareo ny eritreriny. Ny anankiray mino fa mahazo mihinana ny zavatra rehetra izy, fa ny anankiray kosa malemy finoana, ka dia mihinana zava-maniry ihany. Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray azy.” (Romana 14:1–3)

Nilaza i Paoly fa tokony hitandrina isika amin’ny momba ny toe-tsaintsika amin’ny hafa. Jerena ny tsy fihinanan-kena, dia nilaza izy ny amin’izay mihinana zava-maniry ihany fa malemy ny finoana, satria mitsipaka ny hena izy dia midika fa mba hahazo ny fahamarinana.

Avy eo, misy vahaolana hafa momba ny fihinanana sakafo aroso sy tohanan'ny olona maro: fady tanteraka ny alikaola. Milaza amintsika anefa ny Soratra Masina fa “Mampaniry ahitra ho an'ny biby fiompy ny Izy, sy anana hahasoa ny olona. Ary mamoaka hanina avy amin'ny tany. Ary divay izay mampifaly ny olona, ka mampinendonendo ny tavany mihoatra noho ny diloilo, ary mofo hanohanana ny ain'ny olona.”. (Salamo 104:14–15).

Mamoaka zavatra isan-karazany avy amin’ny tany hohanintsika Andriamanitra, anisan’izany ny divay, izay “mampifaly ny fon’ny olona”. Mazava ho azy fa tsy mitaky antsika ho olona tsy misotro toaka mihitsy Andriamanitra.

Prayer Response

Misaotra Anao, Tompo, noho ny amin'ny ran’i Jesosy sy ny asan’ny Fanahinao Masina. Hanome voninahitra an’Andriamanitra aho na dia amin’izay hohaniko ary na im-piry aza ataoko. Tempolin’ny Fanahy Masina ny tenako, navotana, nodiovina ary nohamasinina tamin’ny ran’i Jesosy, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

تنزيل مجاني

هذا التأمل متاح للتنزيل والطباعة والمشاركة للاستخدام الشخصي أو الكنسي.

تنزيل ملف PDF

رمز: WD-B097-059-MLG

هدية
تبرع