شعار خدمات ديريك برنس
تبرع

احصل على كتاب إلكتروني مجاني

احصل على كتب الكترونية لديريك برنس عند الاشتراك في نشرتنا الإخبارية.

مواد تعليمية مجانية من الكتاب المقدس
Logo
Logo
الرئيسيةتعلمالمتجرأخباركرازةعن الخدمةتبرع

حقوق النشر © 2026 خدمات ديريك برنس. جميع الحقوق محفوظة

للتواصلالخصوصيةحقوق النشرتراخيصخريطة الموقع
لیست مجموعة قوانین | Derek Prince Ministries

Trending Resources

Featured Resources

المواد الرائجة

التعاليم الشائعة التي تُحدث تأثيراً في أيامنا هذه

Noho ny Anjely
Ny Fitaovam-piadiantsika

Ny Fitaovam-piadiantsika

رسالة تعليمية

Vavaka sy Soratra Masina, tarihin'ny Fanahy Masina, manomana ny lalana ho an'ny fanjakan'i Kristy amin'ny ady ara-panahy

الحرب الروحية
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Italiano
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
النص متاح

الرائج

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

Mamela ny Fanahy Masina Hitarika

رسالة تعليمية

Tsy eo ambanin’ny lalàna intsony isika rehefa tarihin’ny Fanahy Masina.

الروح القدس
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Bahasa Indonesia
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
日本語
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح

الرائج

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

Ny Fanomezana ny Fanahy Masina

رسالة تعليمية

Ny fanomezam-pahasoavana dia manompo ny fiangonana, fa ny fahamasinana sy ny vokatra no mampiseho ny toetran'ny mpino.

الروح القدس
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح

الرائج

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

Fahalalana ny Fahatahorana ny' i Jehovah

رسالة تعليمية

Ny tahotra an'i Jehovah dia fanekena amim-panajana an'Andriamanitra, tsy tahotra, ary mitarika ny mpino hiala amin'ny ra

أسس الإيمان
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
한국어
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Nederlands
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح

الرائج

Fanahy sy Aina ary Vatana

Fanahy sy Aina ary Vatana

رسالة تعليمية

Ny famonjena dia mamerina ny fiombonana amin'Andriamanitra. Ny mpino dia manolotra ny vatany sy ny fanahiny ho amin'ny s

أسس الإيمان
العبادة
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ελληνικά
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
日本語
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
النص متاح

الرائج

Ny Ran’ny Zanak’ondry

Ny Ran’ny Zanak’ondry

رسالة تعليمية

Mpino mandresy ny fiampangan'i Satana amin'ny ran'i Kristy, Tenin'Andriamanitra, sy fijoroana vavolombelona.

Jesus
الحرب الروحية
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
日本語
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ikinyarwanda
النص متاح

الرائج

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

رسالة تعليمية

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

أسس الإيمان
الصلاة والصوم
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Afrikaans
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ελληνικά
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Bahasa Indonesia
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Kiswahili
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
தமிழ்
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الصوت متاح
Español
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Shona
النص متاح

مُميَّز

Iza moa ny Fanahy Masina?
Ny Vokatry ny Fanahy Masina

Ny Vokatry ny Fanahy Masina

رسالة تعليمية

Ny toetra kristiana dia mitombo tsikelikely amin'ny alalan'ny fahazotoana, fanabeazana, fitiavana, mitovy amin'i Jesosy.

الروح القدس
أسس الإيمان
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
हिन्दी
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Our Value, Our Worth
Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

Fantatrao ve ny Maha Sarobidy Anao?

رسالة تعليمية

Ny sorona sarobidin'i Kristy mampiseho ny lanjan'ny fanahy sy mampitandrina tsy hanakalo ny lovan'Andriamanitra.

Jesus
أسس الإيمان
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Español
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
ខ្មែរ
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Nederlands
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Norsk
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Fotoana Fanapahan-kevitra
Ny Toetran'ny Zanak'ondry

Ny Toetran'ny Zanak'ondry

رسالة تعليمية

Ny Zanak'ondrin'Andriamanitra tsy nanan-keloka nitondra ny fahotan'ny olombelona, naneho fahalemem-panahy sy fiadanana.

الأزمنة الأخيرة
Jesus
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Italiano
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
ខ្មែរ
النص متاح
Français
النص متاح

المواد المميزة

مواد جديدة تُعرض يوميًا

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

Manomboka ao An-tranon’ Andriamanitra ny Fitsarana

رسالة تعليمية

Andriamanitra miantso ny olony hiaiky amim-panetren-tena, manala ny avonavona ary manomana ny lalana ho an'ny vavaka mah

أسس الإيمان
الصلاة والصوم
استمعاقرأ

اللغات المتاحة

English
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Afrikaans
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Deutsch
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Ελληνικά
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Bahasa Indonesia
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Malagasy
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Português (pt-br)
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Русский
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Kiswahili
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
தமிழ்
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Français
الصوت متاح
Español
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Tiếng Việt
الفيديو متاحالصوت متاحالنص متاح
Shona
النص متاح

مُميَّز

Tsy Andiana Fitsipika
الصفحة الرئيسية
مواد
Manambara ny Tenin'Andriamanitra
Tsy Andiana Fitsipika

Tsy Andiana Fitsipika

Derek Prince
10 فبراير

Derek Prince

تنزيل

Published: 2008

Last Updated: نوفمبر ٢٠٢٦

Read Time: 2

أسس الإيمان

Ny fahamasinana dia tsy azo tratrarina amin’ny alalan’ny fitandremana tanteraka ny fitsipika ara-pivavahana. Ato amin’ity fandinihana ity, i Derek Prince dia mampiseho ny antony nampiharihary ny tsi-fahafahan’ny olombelona hahatratra ny fenitr’Andriamanitra tamin’ny alalan’ireo fitsipiky ny fanekena taloha.

Andao isika hijery ny fomba hahazoana ny fahamasinana eo ambanin’ny fanekena taloha. Hoy Andriamanitra: “Ho masina hianareo, satria masina Aho” (Levitikosy 11:44). Ny Levitikosy 11 rehetra dia mitanisa fitsipika sarotra momba ny inona no hohanina, inona no hotafiana, ary ny mahatonga ny olona iray madio na maloto.

Ny takin’Andriamanitra dia ny “manamasina ny tenanareo” (Levitikosy 11:44). Hitanao tamin’ity toko ity anefa fa tena sarotra ny nihazona ny fahamasinana. Nisy andiam-pitsipika tena tafiditra indrindra.

"Ary izao no haloto aminareo amin'ny biby izay mandady na mikisaka amin ny tany: ny kionkiona , ny totozy, ary ny sitry,…isan-karazany,

ary ny anakà sy ny koaha sy ny letaha sy ny hometa ary ny tana.Ireo io maloto aminareo amin'ny biby rehetra izay mandady na mikisaka; izay rehetra mikasika ny fatin'ireo dia haloto mandrapaharivan'ny andro.” (Levitikosy 11:29–31)

Araka io fitsipika io, ohatra, raha misy totozy maty ka misy maka azy amin'ny rambony, dia haloto mandra-paharivan'ny andro izy. Fa ny Soratra Masina dia manohy manome fitsipika fanampiny momba ny fitoeran-javatra mety hianjeran’ny totozy sy ny akanjo mety hokasihiny, avy eo dia manome toromarika momba ny fomba hiatrehana ny fahalotoana. Asa amin’ny andro feno ny fanarahana ireo fitsipika rehetra ireo.

Nolazain'Andriamanitra fa raha mahavita manaraka an'ireo fitsipika ireo ianao, dia ho masina. Fa raha te hahazo ny fahamasinana ianao amin'ny fihazonana fitsipika maromaro, dia tsy maintsy mihazona ny fitsipika rehetra ianao amin'ny fotoana rehetra. Tsy azonao atao ny maningana ny iray na oviana na oviana. Isaorana anefa Andriamanitra fa nanome fomba tsara kokoa Izy — satria tsy ho vitan’ny olombelona mpanota ny fihazonana ireo fitsipika rehetra ireo.

Prayer Response

Misaotra Anao, Tompo, noho ny amin’ny ran’i Jesosy. Manambara aho fa ny drafitr’Andriamanitra dia ny hahamasina ahy — tsy amin’ny fitandremana fitsipika maromaro, fa amin’ny alalan’ny ran’i Jesosy, no nanamasinana ahy, no hamasina ahy, natokana ho an’Andriamanitra, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy, Amena.

Ad Image

تنزيل مجاني

هذا التأمل متاح للتنزيل والطباعة والمشاركة للاستخدام الشخصي أو الكنسي.

تنزيل ملف PDF

رمز: WD-B097-041-MLG

هدية
تبرع